HtmlToText
miomana kristiana ve ? fivoriam-pampianarana fampianarana fijoroana vavolombelona ny marina manafaka mission -- fandraisana izahay hafatra an-tsoratra horonantsary fifandraisana fitoriana filazantsara « miomàna hihaona amin’andriamanitrao » amosa 4:12 fitoriana ny filazantsara izay atao eto toamasina mandritry ny telo andro : – ny alakamisy faha-16 sy ny zoma faha-17 aogositra 2018 ao amin’ i foyer social canada , manomboka amin’ny 5 ora sy sasany hariva – ny asabotsy faha-18 aogositra 2018 ao amin’ny fiangonana kristiana navotan’ andriamanitra ao valpinson bazary […] biby madio sy biby maloto hoe? “koa aza avela hisy hitsara anareo ny amin’ny fihinana, na ny fisotro, na ny andro firavoravoana, na ny voaloham-bolana, na ny sabata” kolosiana 2:16 -17 voalohany tokony fantatsika amin’ny izao andro ankehitriny izao fa ny famonjena dia avy amin’ny finoana an’i jesosy kristy irery ihany fa tsy avy amin’ny lalàna velively. maro ny andinin-tsoratra masina […] maimaimpoana ny famonjena efesiana 1 : 3-7 3 isaorana anie andriamanitra, rain’ i jesosy kristy tompontsika, izay nitahy antsika tao amin’ i kristy amin’ ny fitahiam-panahy rehetra any an-danitra,4 araka ny nifidianany antsika tao aminy, fony tsy mbola ary ny fanorenan’ izao tontolo izao, mba ho masina sady tsy misy tsiny eo anatrehany isika,5 rehefa notendreny rahateo amin’ ny […] ampy ho anao ny fahasoavako (2 kor 12 :9) fampaherezana manoloana ny ady sy ny fitsapàna, fizahan-toetra izay tsy maintsy lalovana. aza gaga raha iharan’ny fizahan-toetra mahamay raha tsy maintsy hisy izany: 1petera 4/12 : « ry malala, aza gaga noho ny fizahan-toetra mahamay izay mahazo anareo ho fitsapan-toetra, ary aza atao ho zavatra mahagaga manjo anareo izany ». 1petera 1 :6 : « izany no iravoravoanareo, na dia […] ny fahaterahana indray ny fahaterahana indray na nouvelle naissance dia asan’ andriamanitra eo amin’ny fianan’i kristianina, io ilay lazain’i jesosy tompo tamin’i nikodemosy ao amin’ny jaona 3: 3 hoe: “jesosy namaly ka nanao taminy hoe: lazaiko aminao marina dia marina tokoa: raha tsy ateraka indray* (nouvelle naissance) ny olona, dia tsy mahazo mahita ny fanjakan’andriamanitra. [*na: ateraka avy […] fitoriana filazantsara posted by miomana on juillet 29th, 2018 -- « miomàna hihaona amin’andriamanitrao » amosa 4:12 fitoriana ny filazantsara izay atao eto toamasina mandritry ny telo andro : – ny alakamisy faha-16 sy ny zoma faha-17 aogositra 2018 ao amin’ i foyer social canada , manomboka amin’ny 5 ora sy sasany hariva – ny asabotsy faha-18 aogositra 2018 ao amin’ny fiangonana kristiana navotan’ andriamanitra ao valpinson bazary manomboka amin’ny 2 ora sy sasany hariva. iarahana amin’i tantely ratsimba sy ireo mpiara-miasa aminy, ao amin’ny « miomana hihaona amin’andriamanitrao ». « ho fantatrareo ny marina , ary ny marina hanafaka anareo tsy ho andevo » jaona 8:32 biby madio sy biby maloto hoe? posted by miomana on août 29th, 2017 -- “koa aza avela hisy hitsara anareo ny amin’ny fihinana, na ny fisotro, na ny andro firavoravoana, na ny voaloham-bolana, na ny sabata ” kolosiana 2:16 -17 voalohany tokony fantatsika amin’ny izao andro ankehitriny izao fa ny famonjena dia avy amin’ny finoana an’i jesosy kristy irery ihany fa tsy avy amin’ny lalàna velively. maro ny andinin-tsoratra masina milaza an’izany ao amin’ny baiboly. “fa tsy lalàna, fa fahamarinana amin’ny finoana, no nahazoan’i abrahama sy ny taranany ny teny fikasana ho mpandova izao tontolo izao izy. » romana 4:13 « koa amin’izany dia ataontsika fa finoana no anamarinana ny olona , fa tsy ny asan’ny lalàna. » romana 3:28 read more » maimaimpoana ny famonjena posted by miomana on septembre 16th, 2016 -- efesiana 1 : 3-7 3 isaorana anie andriamanitra, rain’ i jesosy kristy tompontsika, izay nitahy antsika tao amin’ i kristy amin’ ny fitahiam-panahy rehetra any an-danitra,4 araka ny nifidianany antsika tao aminy, fony tsy mbola ary ny fanorenan’ izao tontolo izao, mba ho masina sady tsy misy tsiny eo anatrehany isika ,5 rehefa notendreny rahateo amin’ ny fitiavana isika mba ho azy [na: amin’ ny fitiavana, rehefa notendreny rahateo ho azy isika] amin’ ny fananganan-anaka amin’ ny alalan’ i jesosy kristy, araka izay ankasitrahan’ ny fony,6 ho fiderana ny voninahitry ny fahasoavany, izay nanasoavany antsika maimaimpoana ao amin’ ny malala .7 izy no ananantsika fanavotana amin’ ny ràny, dia ny famelana ny fahadisoantsika, araka ny haren’ ny fahasoavany read more » ampy ho anao ny fahasoavako (2 kor 12 :9) posted by miomana on septembre 16th, 2016 -- fampaherezana manoloana ny ady sy ny fitsapàna, fizahan-toetra izay tsy maintsy lalovana. aza gaga raha iharan’ny fizahan-toetra mahamay raha tsy maintsy hisy izany: 1petera 4/12 : « ry malala, aza gaga noho ny fizahan-toetra mahamay izay mahazo anareo ho fitsapan-toetra, ary aza atao ho zavatra mahagaga manjo anareo izany ». 1petera 1 :6 : « izany no iravoravoanareo, na dia ampalahelovina vetivety ankehitriny amin’ ny fakam-panahy maro samy hafa aza hianareo, raha tsy maintsy hisy izany » . isaia 55 :8-9 : « fa ny fihevitro tsy fihevitrareo, ary ny làlanareo kosa tsy mba làlako, hoy jehovah.9 fa tahaka ny hahavon’ ny lanitra noho ny tany no hahavon’ ny làlako noho ny làlanareo sy ny fihevitro noho ny fihevitrareo». tsy hoe milamina foana rehefa ao amin’ny tompo. misy fanefena, fanamboarana, famolavolana mba hitovy amin’i jesosy isika, mba hitovy endrika aminy ( rom 8/29 ), mba ho voaforona ao aminareo kristy ( gal 4/12 ), mba ho lehilahy lehibe, mahatratra ny ohatry ny halehiben’ ny fahafenoan’ i kristy ( efe 4/13 ). read more » ny fahaterahana indray posted by miomana on février 9th, 2016 -- ny fahaterahana indray na nouvelle naissance dia asan’ andriamanitra eo amin’ny fianan’i kristianina, io ilay lazain’i jesosy tompo tamin’i nikodemosy ao amin’ny jaona 3: 3 hoe: “ jesosy namaly ka nanao taminy hoe: lazaiko aminao marina dia marina tokoa: raha tsy ateraka indray * (nouvelle naissance) ny olona, dia tsy mahazo mahita ny fanjakan’andriamanitra. [*na: ateraka avy ambony]” , dia azavain’i jesosy kristy tompo tsara mihintsy ny dikany hoe ateraky ny rano sy ny fanahy hitantsika izany ao amin’ny jaona 3: 5 hoe: “ jesosy namaly hoe: lazaiko aminao marina dia marina tokoa: raha misy olona tsy ateraky ny rano sy ny fanahy , dia tsy mahazo miditra amin’ny fanjakan’andriamanitra” . read more » ny fahatsorana ao amin’i jesosy posted by miomana on novembre 18th, 2015 -- 2kor 11: 3 “ fa matahotra aho, f’andrao ny sainareo ho simba hiala amin’ ny fahitsiam-po sy ny fahadiovana amin’ i kristy, tahaka ny namitahan’ ny menarana an’ i eva tamin’ ny fihendreny”. anisan’ny ao anatin’ny fampianarana tsy misy kilema ny fampianarana ny fahatsoran’i kristy. ary tokony ho toetra hita eo amin’ny kristianina, ny mpino, ny olona efa nateraka indray izany. read more » ny fiovana entin’ny fanoloran-tena marina posted by miomana on novembre 5th, 2015 -- “izaho no vavahady; raha izaho no hidiran’ny olona, dia hovonjena izy ka hiditra sy hivoaka sady hahazo hanina.” jaona 10:9 “fa èty ny vavahady, ary tèry ny làlana izay mankany amin’ny fiainana, ka vitsy ny mahita azy.” matio 7: 14 efa telopolo taona lasa izay no nanolon-tena ho an’i jesosy, sy nandray azy ho tompo sy mpamonjin’ny fiainako aho, torotoro ny foko tamin’ny fahotana vitako ka nitomany tsy nitsahatra aho teo ampanekeko azy ho tompon’ny fiainako. dia nandeha ny volana sy ny taona fa tsy dia nisy fiantraikany tamin’ny fiainako izany, mandeha “mivavaka any am-piangonana” tahaka ny olon-drehetra ihany, mandalo ny dingana rehetra tokony handalovana, mpandray fanasan’i tompo ….taty aoriana nitady aingam-panahy dia nandeha tamin’ireny fiangonana zandriny ireny , fa tsy nahita fiovàna aho teo amin’ny fiainako, nampatorian’ny fombafombam-pivavahana tao fotsiny ilay fanahy vaovao nomen’andriamanitra ahy, ka sempotra. read more » « teo aloha radio miomana tsindrio ny sary eto ambany hafatra an-tsoratra fitoriana filazantsara biby madio sy biby maloto hoe? maimaimpoana ny famonjena ampy ho a
Informations Whois
Whois est un protocole qui permet d'accéder aux informations d'enregistrement.Vous pouvez atteindre quand le site Web a été enregistré, quand il va expirer, quelles sont les coordonnées du site avec les informations suivantes. En un mot, il comprend ces informations;
Domain Name: MIOMANA.COM
Registry Domain ID: 1801410468_DOMAIN_COM-VRSN
Registrar WHOIS Server: whois.ovh.com
Registrar URL: http://www.ovh.com
Updated Date: 2017-06-06T16:04:34Z
Creation Date: 2013-05-15T07:45:12Z
Registry Expiry Date: 2019-05-15T07:45:12Z
Registrar: OVH
Registrar IANA ID: 433
Registrar Abuse Contact Email:
Registrar Abuse Contact Phone:
Domain Status: clientDeleteProhibited https://icann.org/epp#clientDeleteProhibited
Domain Status: clientTransferProhibited https://icann.org/epp#clientTransferProhibited
Name Server: DNS200.ANYCAST.ME
Name Server: NS200.ANYCAST.ME
DNSSEC: unsigned
URL of the ICANN Whois Inaccuracy Complaint Form: https://www.icann.org/wicf/
>>> Last update of whois database: 2018-04-04T08:24:30Z <<<
For more information on Whois status codes, please visit https://icann.org/epp
NOTICE: The expiration date displayed in this record is the date the
registrar's sponsorship of the domain name registration in the registry is
currently set to expire. This date does not necessarily reflect the expiration
date of the domain name registrant's agreement with the sponsoring
registrar. Users may consult the sponsoring registrar's Whois database to
view the registrar's reported date of expiration for this registration.
TERMS OF USE: You are not authorized to access or query our Whois
database through the use of electronic processes that are high-volume and
automated except as reasonably necessary to register domain names or
modify existing registrations; the Data in VeriSign Global Registry
Services' ("VeriSign") Whois database is provided by VeriSign for
information purposes only, and to assist persons in obtaining information
about or related to a domain name registration record. VeriSign does not
guarantee its accuracy. By submitting a Whois query, you agree to abide
by the following terms of use: You agree that you may use this Data only
for lawful purposes and that under no circumstances will you use this Data
to: (1) allow, enable, or otherwise support the transmission of mass
unsolicited, commercial advertising or solicitations via e-mail, telephone,
or facsimile; or (2) enable high volume, automated, electronic processes
that apply to VeriSign (or its computer systems). The compilation,
repackaging, dissemination or other use of this Data is expressly
prohibited without the prior written consent of VeriSign. You agree not to
use electronic processes that are automated and high-volume to access or
query the Whois database except as reasonably necessary to register
domain names or modify existing registrations. VeriSign reserves the right
to restrict your access to the Whois database in its sole discretion to ensure
operational stability. VeriSign may restrict or terminate your access to the
Whois database for failure to abide by these terms of use. VeriSign
reserves the right to modify these terms at any time.
The Registry database contains ONLY .COM, .NET, .EDU domains and
Registrars.
REGISTRAR OVH
SERVERS
SERVER com.whois-servers.net
ARGS domain =miomana.com
PORT 43
TYPE domain
RegrInfo
DOMAIN
NAME miomana.com
CHANGED 2017-06-06
CREATED 2013-05-15
STATUS
clientDeleteProhibited https://icann.org/epp#clientDeleteProhibited
clientTransferProhibited https://icann.org/epp#clientTransferProhibited
NSERVER
DNS200.ANYCAST.ME 46.105.206.200
NS200.ANYCAST.ME 46.105.207.200
REGISTERED yes
Go to top